TSAROAKO ANIO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako hnola anio gchg ilay andro
Izay nidinanao tety ry Tomponay
Fa lehibe ny fitiavanao anay zandrinao
ka nandaozanao ny lapanao
Tsinontsinona izao fiainako izao
raha tsy nisy famonjena tononkira.serasera.org avy aminao Jesô!
Ka misaotra eram-po sy eran-tsaina koa
Misaotra Anao ry Be famindram-po
RAKOTONIAINA Rija (2020) fmmrg
Izay nidinanao tety ry Tomponay
Fa lehibe ny fitiavanao anay zandrinao
ka nandaozanao ny lapanao
Tsinontsinona izao fiainako izao
raha tsy nisy famonjena tononkira.serasera.org avy aminao Jesô!
Ka misaotra eram-po sy eran-tsaina koa
Misaotra Anao ry Be famindram-po
RAKOTONIAINA Rija (2020) fmmrg
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 1064
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rijajose
Daty : 05/01/2023 13:50
