TSARA IANAO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy eto agnay hidera sy hanandratra Anao
Fa avo sy mahatalanjogna ny asanao!
Hihira aho hataoko ren'izao tontolo izao e!
Fa tsara eko aho tsa hiala aminao mandrakizay!

Hidera hanandratra ny Anaranao e!
Fa tsara ny eo agnilanao
Hidera hanandratra ny Anaranao e!
Fa tsara e! eko aho tsa hiala e! aminao mandrakizay!

Avy aminao hery sy tanjaka ,fahasalamana!
Afoiko ho Anao ny hatanorako hanao ny asanao!
Hihira aho hataoko ren'izao tontolo izao e!
Fa tsara eko aho tsa hiala aminao mandrakizay!

RANDRIANANJA Liantsoa (2022)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Vangy : 330
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rijajose
Daty : 05/01/2023 13:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1586