TENY FIAINANA (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao ry tononkira.serasera.org namako hitsena Ilay Jesosy
Hitondra teny soa ho fanavotana
Andao ry namako anio ny Famonjena no mandona am-po
Ö mba vohay ka raiso hiditra ao am-ponao e! hanova anao e!

Raiso Ilay Teny Fiainana hamelombelona ny saina, fo , fanahy!
Teny nomen'Andriamanitra ho famonjen'izay mino sy manaiky Azy.

Ry namako henoy ny feony miantso !
Izao anio bazuv izay tapaho ny hevitrao !
Ry namako henoy ny Tompo miantso ,mandona ao pvczxkzi am-po
Ö mba vohay ka raiso hiditra ao am-ponao, hanova anao e!

RAKOTONIAINA Rija (2022) pmfdy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512