ITY NOSINAY (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ity nosinay apetrako aminao
Maro be ireo ahiahy mamotika anay
Ny mpitondra anay mba tariho hiankina aminao
Ka tolory saina hendry ,kinga sy mahay

Mba tahio ,tahionao Jesosy , ity Nosy malalanay!
Ka buoa hiadana sy ho finaritra, e ejaczyr sambatr'izahay!

Tompo ô ity Nosinay apetrako aminao
Ka ombao ny herinao hiaro anay
Ny malagasy ampionao Tompo ô hifankatia
Ka fmcuyy tsy hisy hizarazara fa tononkira.serasera.org hiara-dia

RANDRIANANJA Liantsoa (2022)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0493