HIVERINA AMINAO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hadisoana vitako ifonako aminao
Irao ota sy ireo ditrako mba ho diovinao
Neniko avokoa ireo lasako taloha
Ankehitriny hiverina tononkira.serasera.org aho ho olom-baovao!

Ny foko raiso anjakao, ny tenako atolotro Anao
Raiso aho fa aza lavina , izao anio izao hiverina qahe aminao!

Tantano tsy ho solafaka ity mpanomponao
Omeo ilay hazavana soa hitarika ahy izao
Ianao no heriko , Ianao ry Ray Tsitoha!
Zay miara-dàlana aminao tsy hanan-tahotra

Na lavitra ny diako matoky aho fa manana Anao Ray ô
Ho tody an-dapasoa fa miaraka aminao sy qfkczpc eo anilanao!

RAKOTONIAINA ouuibg Rija (2022)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039