Fiainam-baovao (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo mihelina ny ety, tsy mba misy haharitra izao hita rehetra izao,
zava-poana avokoa anjakan'ny ratsy tononkira.serasera.org koa, feno haratsiana ary kdahbam mety lö.

Ilay Jesô tia mpamindra fo no nanolotra ny ainy ho famonjena anao,
raiso anio ny tànany izay mitsotra ho anao mba hitondra fiainana vaovao

Koa atolory Azy re ny Fiainanao, aza miandry ny ampitso fa izao ftve anio izao
Ny fonao izay trotraky ny ady izao, izy hanome fiainam-baovao.

Raiso Jesô mba ho fiainanao, hanome fiainana zsbbfppp mandrakizay
Raiso Jesô mba ho fiainanao, ny famonjeny no atolony.

RAKOTONIAINA Rija José
Mai 2026

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.066