Itafio (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Itafio
Esory ny tahotrao
Esory ny ahiahy
Esory ny tononkira.serasera.org fahakiviana
Fa itafio JESOSY KRISTY
Ilay fiainam-baovao
Efa natokany ho anao
Azo antoka fa mpandresy ianao
Izy no hampandresy anao
Feno hery ny ao anatiny ao
AZY koa ny fahefana
Tsy misy, tsy misy tsy hainy atao
Izay momba anao fantany
Ieh...fa na dia hiodina aza izao rehetra izao
Mety hankahala eny xglbfj hanenjika
Aoka izany no mainka ifaharanao
Fa tsy mba manary anie IZY
Fa na dia heverinao aza fa tsisy antenaina
Ny androany no hitanao toa mahakivy evuydpn fo
Tsy mahalala ny avoakany avy eo
Nefa manàna finoana hatrany ianao
Esory ny tahotra...
tehlfgps
Esory ny tahotrao
Esory ny ahiahy
Esory ny tononkira.serasera.org fahakiviana
Fa itafio JESOSY KRISTY
Ilay fiainam-baovao
Efa natokany ho anao
Azo antoka fa mpandresy ianao
Izy no hampandresy anao
Feno hery ny ao anatiny ao
AZY koa ny fahefana
Tsy misy, tsy misy tsy hainy atao
Izay momba anao fantany
Ieh...fa na dia hiodina aza izao rehetra izao
Mety hankahala eny xglbfj hanenjika
Aoka izany no mainka ifaharanao
Fa tsy mba manary anie IZY
Fa na dia heverinao aza fa tsisy antenaina
Ny androany no hitanao toa mahakivy evuydpn fo
Tsy mahalala ny avoakany avy eo
Nefa manàna finoana hatrany ianao
Esory ny tahotra...
tehlfgps
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 335
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 05/05/2025 10:08
