Anilanao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anilanao
Maro ny lalana vita
Saingy indrisy fa tsy nahita
'Zay noheverina ho soa
Fa toa fanimbana avokoa
Ankehitriny aho vao nahatsapa
Fa ny anilanao no tsisy latsa picof
Ka raiso aho o ry Jeso
Fa hiverina anilanao
Ref :
Mamindra fo aminay ry Tompo o
Diovy zahay fa feno loto
Raha sitrakao tantano tsy ho very
Raha tojo ady aza avela ho irery
Amin'izao andro izao
No hanantonanay Anao
'Zay efa tononkira.serasera.org trotraka mafy
Reraka ny hbkrwtym fo sy fanahy sdtmwo
Mino aho anefa fa tsy ho lavinao
ao anilanao re manomboka izao
Mba tsy hiala teo intsony
Fa hitoetra eo anilanao
Ref :
Mamindra fo aminay ry Tompo.......
Maro ny lalana vita
Saingy indrisy fa tsy nahita
'Zay noheverina ho soa
Fa toa fanimbana avokoa
Ankehitriny aho vao nahatsapa
Fa ny anilanao no tsisy latsa picof
Ka raiso aho o ry Jeso
Fa hiverina anilanao
Ref :
Mamindra fo aminay ry Tompo o
Diovy zahay fa feno loto
Raha sitrakao tantano tsy ho very
Raha tojo ady aza avela ho irery
Amin'izao andro izao
No hanantonanay Anao
'Zay efa tononkira.serasera.org trotraka mafy
Reraka ny hbkrwtym fo sy fanahy sdtmwo
Mino aho anefa fa tsy ho lavinao
ao anilanao re manomboka izao
Mba tsy hiala teo intsony
Fa hitoetra eo anilanao
Ref :
Mamindra fo aminay ry Tompo.......
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 763
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 15/05/2025 10:26
