You are here: home > Tononkira > Groupe AINA

Sega dombolo (Groupe AINA)

Nankaiza ianare re olo e
Avia manantona f'hisoma  
Nankaiza ianareo manafo o
Mka partnera vaiavy  
Nankaiza ianareo vaiavy e
Mka partnera manafo  
Fa na misy na ts'isy tongava e
Avia manantona f'hisoma
Sega dombolo mampidola vody e  (SEGA NDOMBOLO x2)
Sega mampiontso-nono e  (SEGA NDOMBOLO x2)
Raha tsy mahay ianao avia manantona e (SEGA NDOMBOLO x2)
Aleo isika roa mba hiara-hidola e  (SEGA NDOMBOLO x2)
Sega dombolo   X3

Fa na mafy valaha na malemilemy
Ahodino mora atao tsikelikely
Fa na donga vody na fisaka ariera
Atononkira.serasera.orgsondrisondroty fa ho faly mompera
Na kory mitondra na kofy tsy hamely
Asondrosodroty fa ho faly masera
No olo-mikandra na olo-somera
Ataovy milay fa ts'isy manery e
Sega dombolo mampidola vody e (SEGA NDOMBOLO x2)
Sega mampiontso-nono e (SEGA NDOMBOLO x2)
Raha tsy mahay ianao avia manantona e (SEGA NDOMBOLO x2)
Aleo sika roa mba hiara-hidola e (SEGA NDOMBOLO x2)
Sega dombolo  X3
Ianao aza menatra ataovy milay
Ahetseho ny an-tana aza mahasosotra
Alefa hadolay hantadroy ny vody     x2
F’izaho atao ariana manaraka mora e
Sega dombolo    X3

Mpihira : Groupe AINA
Mpamaky : 1756
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nosiklarita
Tamin'ny : 27/06/2016 08:00:31
ID : 8650

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo