NANKAIZA (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia lasa ny vinany mahatsiahy ny tononkira.serasera.org fahiny
Fa mila ho lany ireo hira tsisy tsiny
Manjary voasolo ny an'ny hafa izy tpnwhyzg ireny
Mba misy mpikolo fa vitsy mpiteny
Fiv:
Ianao anefa no iriana
Hikalo ireo hiranao
Kaloy re fa aza variana
Hirao fa lovanao
Ekeko fa misy ireo Voromanga
Kanefa indrisy toa vitsy fitranga
Mba lndce iza ry lahy no antenaina
Hamerina indray ireo kalo lalaina
Fiv:
Ianao anefa no iriana
Hikalo ireo hiranao
Kaloy re fa aza variana
Hirao fa lovanao
Dia lasa ny saiko
Indro nanontany
Izay valiny tsy haiko
f'ianao no hiantefany
Nankaiza ry tiana
Ireo hira taloha
No gllmm zary mangiana
tsy hita fifoha
Fa mila ho lany ireo hira tsisy tsiny
Manjary voasolo ny an'ny hafa izy tpnwhyzg ireny
Mba misy mpikolo fa vitsy mpiteny
Fiv:
Ianao anefa no iriana
Hikalo ireo hiranao
Kaloy re fa aza variana
Hirao fa lovanao
Ekeko fa misy ireo Voromanga
Kanefa indrisy toa vitsy fitranga
Mba lndce iza ry lahy no antenaina
Hamerina indray ireo kalo lalaina
Fiv:
Ianao anefa no iriana
Hikalo ireo hiranao
Kaloy re fa aza variana
Hirao fa lovanao
Dia lasa ny saiko
Indro nanontany
Izay valiny tsy haiko
f'ianao no hiantefany
Nankaiza ry tiana
Ireo hira taloha
No gllmm zary mangiana
tsy hita fifoha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AINAHits : 2023
Likes : 1 Like
Created by : cintak
Date : 16/07/2018 16:38
