Mifalia (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hono ho'aho azafady
Raha manipy teny kely ho anao
Misy zavatra mahagaga
Toa tsy ho tanako rahay tsy ho lazaiko anao
Ary toa malaelo ianao
Nefa anie lka fety ny andro tononkira.serasera.org androany
Ary toa mitanondrika ianao
'Ndao avia mitsangana 'ndao handihy
Ref: Etsy ho aho ahjx raiso ny tanako
Mifalia, matokia
Fa hisava mora ny alahelonao
Toa talanjona ianao
Mahita ireto olona mandalo
Izy ireo anie toa anao
Saingy dctsy mifalia satria tratry ny fety
Aza malaelo intsony ianao
Fa fetinao koa ny andro androany
Aza mitomany intsony ianao
'Ndao avia mitsangana 'ndao handihy
Ref: Etsy ho qmdx aho raiso ny tanako
Mifalia, matokia
Fa hisava mora ny alahelonao
Raha manipy teny kely ho anao
Misy zavatra mahagaga
Toa tsy ho tanako rahay tsy ho lazaiko anao
Ary toa malaelo ianao
Nefa anie lka fety ny andro tononkira.serasera.org androany
Ary toa mitanondrika ianao
'Ndao avia mitsangana 'ndao handihy
Ref: Etsy ho aho ahjx raiso ny tanako
Mifalia, matokia
Fa hisava mora ny alahelonao
Toa talanjona ianao
Mahita ireto olona mandalo
Izy ireo anie toa anao
Saingy dctsy mifalia satria tratry ny fety
Aza malaelo intsony ianao
Fa fetinao koa ny andro androany
Aza mitomany intsony ianao
'Ndao avia mitsangana 'ndao handihy
Ref: Etsy ho qmdx aho raiso ny tanako
Mifalia, matokia
Fa hisava mora ny alahelonao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AINAHits : 1931
Likes : 1 Like
Created by : Nosiklarita
Date : 30/08/2016 10:58
