You are here: home > Tononkira > Groupe AINA

Julie (Groupe AINA)

Raha ianao no eo anilako tena sambatra aho
Efa ianao no niriako ka dia tafalatsaka aho
Fa ny fiainako dia efa nankiniko taminao
Ianao no efa tiako, nomena fitiavana

Julie, Julie, oh cherie i
Julie Julie,oh jolie
Cherie cherie oh Julie
Amour-ko ianao eto amin'ity tany ity

Fa na aiza na aiza toerana misy ahy
Ttsy mba afaka an-tsaiko 'lay bika aman'endrikao
Ilay  masonao bary mambabo manintona ahy
Ny molotrao, mampi-te hanoroka ahy

Julie, Julie, oh cherie i
Jutononkira.serasera.orglie Julie,oh jolie
Cherie cherie oh Julie
Amour-ko ianao eto amin'ity tany ity

Julie, Julie, oh cherie i
Julie Julie,oh jolie
Cherie cherie oh Julie
Amour-ko ianao eto amin'ity tany ity

Anao Julie tsara tarehy mahafatifaty tsara bika a
Oh Julie
‘Zay mahita anao na bandy na soara tsy mahavily maso mianahana
Oh Julie
Julie, Julie, Julie, Jolie e
Julie, Julie, Julie, Cherie E
Ie tiako anao Julie e, Ie tiako anao Jolie e   x2
Julie, Julie, Julie, Jolie e
Julie, Julie, Julie, Cherie E

Mpihira : Groupe AINA
Mpamaky : 992
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nosiklarita
Tamin'ny : 27/06/2016 08:11:42
ID : 8646

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo