You are here: home > Tononkira > Groupe AINA

Ambiansy mapouka (Groupe AINA)

Manakory avy antsika zalahy e
Salama anareo jiaby manafo o
Ino vaovao e,ino vaovao ambarao

Zahay aty salama tsara e
Tsy nanofy tsy narary
Falifaly ravoravo
Mifankahita eto indray ka  

Ndao atao manakoako  
Ny lamako izay atao  
Ndao atao manakoako
Ny horakoraka atao

Ela tsy nihaonantsika zalahy e
Ela tsy nifankahita manafo o
Haredony ny hirantsika e
Ampiarao ny feontsika hanako eto an

Zahay mikalo etotononkira.serasera.org ihany
Nareo mihoraka mifaly
Mitsangana ianao mandihiza
Avoahay nyt hafaliana ka andao  

Ndao atao manakoako
Ny lamako izay atao
Ndao atao manakoako
Ny horakoraka atao

Ambiansy, Ambiansy, Ambiansy mapouka   X4

Ndao tsika hiaraka ndako tsika hitsangana
Ndao tsika hitsinja-mapouka e
Mapouka vaiavy e antsika levaly e
Mapika vaiavy e mapouka levavy e

Ndao atao manakoako
Ny lamako izay atao
Ndao atao manakoako
Ny orakorako atao

Mpihira : Groupe AINA
Mpamaky : 1786
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nosiklarita
Tamin'ny : 27/06/2016 08:10:22
ID : 8649

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo