Ampidiro aloha ny tenimiafina
falifaly (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba hoadinoko
‘Lay teny mamy nataonao, Mpamonjiko
Tena tadidiko
Fa manan-danja anatiko ao, isaorako
Falifaly aho, ravoravo aho
Raha nandre ny teninao
Milaza hoe: sakaizako ianao
Tsy mba nataonao hoe:
Mpanompo intsony izahay, Jesoa Kristy
Fa nanambaranao
‘Zay rehetra hrmf renao tamin-dRay, Haleloia
Endrey tononkira.serasera.org ny fitiavana rmzq nasehonao ahy ry Ray
Nantsoinao hoe zanak’Andriamanitra izahay
Faly aho, Haleloia
Mankasitraka mandrakizay
Misaotra Anao, misaotra Anao
Faly ligltn aho fa zanakao e!
Sady sakaizanao e!
Mahatsiaro sambatra aho e!
Fa manana anao e!
‘Lay teny mamy nataonao, Mpamonjiko
Tena tadidiko
Fa manan-danja anatiko ao, isaorako
Falifaly aho, ravoravo aho
Raha nandre ny teninao
Milaza hoe: sakaizako ianao
Tsy mba nataonao hoe:
Mpanompo intsony izahay, Jesoa Kristy
Fa nanambaranao
‘Zay rehetra hrmf renao tamin-dRay, Haleloia
Endrey tononkira.serasera.org ny fitiavana rmzq nasehonao ahy ry Ray
Nantsoinao hoe zanak’Andriamanitra izahay
Faly aho, Haleloia
Mankasitraka mandrakizay
Misaotra Anao, misaotra Anao
Faly ligltn aho fa zanakao e!
Sady sakaizanao e!
Mahatsiaro sambatra aho e!
Fa manana anao e!
--------
Link:
About this song
Artist : Groupe NAINAHits : 1223
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 02/08/2023 12:25
