Hoento any (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoento any aho hoento any aho eh
Hanaraka anao eh, za tse tsy maditra
Fa mba ento any aho (Fiv)
Fitiavana ato ampoko, mampivaralila , mila anao hitsabo , fa mba hoento any aho (Fiv)
Ref: vmgctu
Na mangotraka aza ny any (Iaretako foana eh)
Ambaranao mampitomany (ny aty kely misaoma eh) ( x2)
Ilazao amin'ery mama eh, fa hoavy tononkira.serasera.org hono ilay gona ah, hanagno ny fomba eh ka mba hoento any aho (Fiv)
Ilazao am valilahy eh, fa hoavy hono ilay gona
hitondra ny tapimaso, ka mba hoento any aho (Fiv)
Ref :
Izay tianao ro tiako (8x) cdqlj
Toakanareo rabhhydp tsy mahalany varingoaka (2x
Toakanareotsy mahalany vodintonta (2x)
Rehefaronga amintsika anao eeh
Tsy avelako manasa lovia
Tsy avelako mamafa tokontany
Tsy avelako mandeha antanimbary
Atao veloma ny sasa lamba eh, rawi eeh ...
Marina eeh !!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gonna MusicHits : 911
Likes : 0 Like
Created by : Mboula Ny Rotsy
Date : 18/07/2023 21:10