Ny anaranao (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Anaranao ry Tompo ô!
No asandratray izao
Fa Ianao no antony izao rehetra izao
Nivimbina nitantana ny kpwns dianay izao
Ka faly ery'zao ny fonay Manana Anao
Ny Anaranao no tokinay
Ry Mpihaino vavaka
'lay Tompo sy Mpanjakanay
'lay tsy manavaka
Na ny mpanota efa very
Aza navotanao k'izany no
Hideranay ny Anaranao
Tsy hangina Mintsy Tompo ô
Ny vavanay izao
Hidera sy hanandratra
Ny voninahitrao
Fa herinay sy tanjakay
Ka hifalianay ho rehareha
Sy ho aronay wqshtx ny Anaranao
Faly tokoa(izao ny tononkira.serasera.org fonay)
Ry Tompo tia ô!
Fa tsampanay (sy zylc fantatray)
Fa tianay Ianao
Tsy vola na (harena no)
Atolotray ho Anao
F'izay talenta Kely
MBA hanananay
No asandratray izao
Fa Ianao no antony izao rehetra izao
Nivimbina nitantana ny kpwns dianay izao
Ka faly ery'zao ny fonay Manana Anao
Ny Anaranao no tokinay
Ry Mpihaino vavaka
'lay Tompo sy Mpanjakanay
'lay tsy manavaka
Na ny mpanota efa very
Aza navotanao k'izany no
Hideranay ny Anaranao
Tsy hangina Mintsy Tompo ô
Ny vavanay izao
Hidera sy hanandratra
Ny voninahitrao
Fa herinay sy tanjakay
Ka hifalianay ho rehareha
Sy ho aronay wqshtx ny Anaranao
Faly tokoa(izao ny tononkira.serasera.org fonay)
Ry Tompo tia ô!
Fa tsampanay (sy zylc fantatray)
Fa tianay Ianao
Tsy vola na (harena no)
Atolotray ho Anao
F'izay talenta Kely
MBA hanananay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 710
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 03/12/2024 19:24
