mino aho (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fatratra loatra sy mahateotia ,zao tazan' ny masoko izao
Mikasa hanembana re' zany dia, ny diako ho any Aminao
Harambato malama sy andro migaina
mianjady amin'ity zanakao
fikiro mafy aho ry Tompo malala ô!
Mba tsy ho solafaka izao
Sambatra loatra ny manana Anao, tsy rendrik' izay fisedrana
k'ireo ady mafy tsy maintsy atao ,
ho mora fa Ianao nyafgzu no mitana
ny fifofofofon'ny rivomanara, mikasa hanangoly ahy izao
tsy ahoako izany f' Ianao Tompo tsara, ho aroko sy tokiko izao
Jesosy malala ô! mino aho , fa anio de anio ihany
(Jesosy ô! raha Ianao no miteny sy mampahery tsy hisy ho very)
Dia tsy mba ho kivy fa ho mpandresy hatrany hatrany
Ary tsy ho irery ucbqr an-dalana ety, fa manana Anao
(Moa moa misy va' zay zava-mahagaga tsy swbhvoo ho vitanao)
tsy misy izay tsy mihaiky Anao
Fa Ianao 'lay mahery Avo indrindra
(Moa moa misy 'zay mitaraina ka dia nolavinao)
Ianao tononkira.serasera.org irery ihany ry Tompo no mamaly ireo sentom-po

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 262
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 27/10/2025 07:33