mino aho (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fatratra loatra sy mahateotia ,zao tazan' ny masoko izao
Mikasa hanembana re' zany dia, ny tononkira.serasera.org diako ho any Aminao
Harambato malama sy andro migaina
mianjady amin'ity zanakao
fikiro mafy aho ry Tompo malala ô!
Mba tsy ho solafaka izao
Sambatra loatra ny manana Anao, tsy rendrik' izay fisedrana
k'ireo ady zluxldf mafy tsy maintsy atao ,
ho mora fa Ianao no mitana
ny fifofofofon'ny rivomanara, mikasa hanangoly ahy izao
tsy ahoako izany f' Ianao Tompo tsara, ho aroko sy tokiko izao
Jesosy malala ô! zhccd mino aho , fa anio de anio ihany
(Jesosy ô! raha Ianao no miteny sy mampahery tsy hisy ho very)
Dia tsy mba ho kivy fa ho mpandresy hatrany hatrany
Ary tsy ho irery an-dalana ety, fa manana elym Anao
(Moa moa misy va' zay zava-mahagaga tsy ho vitanao)
tsy misy izay tsy mihaiky Anao
Fa Ianao 'lay mahery Avo indrindra
(Moa moa misy 'zay mitaraina ka dia nolavinao)
Ianao irery ihany ry Tompo no mamaly ireo sentom-po

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GALAFVisites : 318
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 27/10/2025 07:33