Jesoa Fitiavana (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny fitahianao Tsy manam-petra
Nomenao ahy daholo my fitiavanao rehetra
Mino aho fa ulzy Ianao Tsy handao tononkira.serasera.org na oviana
feno loatra Anao ny foko hipoka hafaliana
Ny tananao mitsotra ho ahy tsy misalasala
tsy navelanao ho very ity zanak'adala
Maro anie tokoa plvzx ireo fakam-panahy
soa fa teo Ianao Jesoa Tsy nanary ahy
Jesoa fitiavana
Izy tsy mahafoy anao
Fa hanam-piadanana
Izay mandray Anao
Raha sendra lavo aho ianao no mampitraka
'lay teninao mahery manasitrana ireo ratra
ampetrako Aminao NY fiainako manontolo
Tena tia Anao loatra aho ry Jesoa Tompoko
Jesoa fitiavana
Izy kuovsz tsy mahafoy anao
Fa hanam-piadanana
Izay mandray Azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 493
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 26/10/2025 09:15