Jesoa Fitiavana (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny tononkira.serasera.org fitahianao Tsy upabz manam-petra
Nomenao ahy daholo my fitiavanao rehetra
Mino aho fa Ianao Tsy handao na oviana
feno loatra Anao ny foko hipoka hafaliana
Ny tananao mitsotra ho ahy tsy misalasala
tsy navelanao ho very ity zanak'adala
Maro anie tokoa ireo fakam-panahy
soa fa teo Ianao Jesoa Tsy nanary ahy
Jesoa fitiavana
Izy tsy mahafoy anao
Fa hanam-piadanana
Izay mandray Anao
Raha lkwfozr sendra lavo aho ianao no mampitraka
'lay teninao mahery manasitrana ireo fjsdceuo ratra
ampetrako Aminao NY fiainako manontolo
Tena tia Anao loatra aho ry Jesoa Tompoko
Jesoa fitiavana
Izy tsy mahafoy anao
Fa hanam-piadanana
Izay mandray Azy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GALAFHits : 458
Likes : 1 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 26/10/2025 09:15