Tompo ô miantso Anao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo ô, miantso Anao izahay mpanompnao
wlggjknm Mihainoa sy manatreha 'zao fotoananay izao
Hamarino, Tompo ô, fa na aiza na aiza
No mivory amin'ny Anaranao
tononkira.serasera.org Eo afovoany Ianao
Ref: Ianao Jesoa nanao ny famonjena
No Mpamonjy tokana azo ekena
Ny fitiavanao Jesoa lehibe tokoa ho anay
Voninahitra ho Anao, ho Anao irery
Ho Anao mandrakizay
2. Ny sain-dratsin'i satana fahavalo efa resy
Dia didianay mba hiala amin'ny Anaranao
Ny kleuicv Fanahinao Jesoa dia aoka hanazava
lrnr Ka ny haizina 'zay nisy teo
Soloinao mazava

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 799
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 23/07/2022 10:44