Raha mpanota (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha mpanota iray no mibebaka amin-dRay
Dia hisy fifaliana any an-danitra
Fa tsy sitrak' Andriamanitra
Ny hahafatesan'ny ratsy fanahy
Fa ny hialany amin'ny ratsy fanaony
Dia ho velona izy
tononkira.serasera.org Ka hitoetra ao an-tranon-dRay
tfvhfrp Fiainana mandrakizay
2. Tompo be indrafo no tonga hitady antsika
Ka hanome oqcrorgw fitia tsy ho levona
Ny ainy no efa jbwmp natolony
Ho famonjena izao tontolo izao
Koa atolory ho Azy ny fonao
Fa Izy honina ao
Ka ny Fanahy Masina hampahery
Hanome fiainana ho anao
Dia hisy fifaliana any an-danitra
Fa tsy sitrak' Andriamanitra
Ny hahafatesan'ny ratsy fanahy
Fa ny hialany amin'ny ratsy fanaony
Dia ho velona izy
tononkira.serasera.org Ka hitoetra ao an-tranon-dRay
tfvhfrp Fiainana mandrakizay
2. Tompo be indrafo no tonga hitady antsika
Ka hanome oqcrorgw fitia tsy ho levona
Ny ainy no efa jbwmp natolony
Ho famonjena izao tontolo izao
Koa atolory ho Azy ny fonao
Fa Izy honina ao
Ka ny Fanahy Masina hampahery
Hanome fiainana ho anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 565
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 05/04/2023 17:56
