Ny hazo nijaliany (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha sendra mba tsipalotrao ny hazo
Ny hazo nijalian'ny Tompo tia
Mba azonao alaina sary an-tsaina
Ny havesatry ny ziogan'i Kristy
Ref: Ry olona ô, mba fantatrao
qlvb 'Lay hazo nentin'i Jeso
tononkira.serasera.org 'Zay nilanjany ny otanao
dlkd Fa teo no nampihavanana dzow ny olona amin'ny Ray
Fampihavanan'i Jesosy
2. Raha tazanao 'lay tanambokovoko
Hevero re ny fijaliany
Tsy nahasakana an'ilay Mpamonjy
Ireo ratra maro niafiany
Ref: Ry olona ô, mba fantatrao ...
3. 'Lay hazo nijalian'i Jeso Tompo
Mitory ny fitiavan-dehibe
Sy fahafatesana 'zay ratsy indrindra
Mba hamonjena olo-marobe
Ref: Ry olona ô, mba fantatrao ...
Ny hazo nijalian'ny Tompo tia
Mba azonao alaina sary an-tsaina
Ny havesatry ny ziogan'i Kristy
Ref: Ry olona ô, mba fantatrao
qlvb 'Lay hazo nentin'i Jeso
tononkira.serasera.org 'Zay nilanjany ny otanao
dlkd Fa teo no nampihavanana dzow ny olona amin'ny Ray
Fampihavanan'i Jesosy
2. Raha tazanao 'lay tanambokovoko
Hevero re ny fijaliany
Tsy nahasakana an'ilay Mpamonjy
Ireo ratra maro niafiany
Ref: Ry olona ô, mba fantatrao ...
3. 'Lay hazo nijalian'i Jeso Tompo
Mitory ny fitiavan-dehibe
Sy fahafatesana 'zay ratsy indrindra
Mba hamonjena olo-marobe
Ref: Ry olona ô, mba fantatrao ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 611
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 05/04/2023 18:08
