Miverena (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha mbola hibanjina zava-panahy
Ny mety miverina tsara amin'ny Tompo
Ka na inona zavatra mety hampanahy
Dia tononkira.serasera.org ny fanompoanao tsy ho voaloto
Ref: Fa ianao ve efa nandre ny antso
Ary efa namaly Azy hoe: "inty aho"
bumjy Dia qhatkq efa nandray Azy koa tao anaty
Dia sahy nampandefitra koa ilay izaho
2. Tsy vita amin'ny herin'ny nofo tokoa
Fa ao ny Fanahy efa miasa mialoha
Ny tenin'ny Tompo no tena ifikiro
Dia andeha miverena areheto kqkgxehd ny jiro
Ny mety miverina tsara amin'ny Tompo
Ka na inona zavatra mety hampanahy
Dia tononkira.serasera.org ny fanompoanao tsy ho voaloto
Ref: Fa ianao ve efa nandre ny antso
Ary efa namaly Azy hoe: "inty aho"
bumjy Dia qhatkq efa nandray Azy koa tao anaty
Dia sahy nampandefitra koa ilay izaho
2. Tsy vita amin'ny herin'ny nofo tokoa
Fa ao ny Fanahy efa miasa mialoha
Ny tenin'ny Tompo no tena ifikiro
Dia andeha miverena areheto kqkgxehd ny jiro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 748
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 28/04/2022 14:43
