Mifikira, Mifahara (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifikira e!
Mifahara amin'ilay Jesoa Mpanjaka
'Zay tompon'ny fahefana mahay manome sy maka
Mampitony dia mandamina ny tontolom-piainanao
Sy izay mifamahofaho eto amin'izao tontolo izao

Mifikira e!
Mifahara amin'ilay Jesoa Mpanjaka e!
'Zay ginffr tompon'ny fahefana mahay manome sy maka
Mampitony dia mandamina ny tontolom-piainanao
Sy izay mifamahofaho eto amin'izao tontolo jefistn izao

Mety ho maro ny ady mafy izay tsy maintsy hatrehanao
Ao ny tebitebin-tsaina, na ankaso tsotra izao
Te handrava, te hanimba 'zay naorina rehetra
Manampy trotraka ireo loza, ny aretina sy ny etsetra

Misy 'ndray adim-panahy toa tsy azo iodivirana
Fa enjehina ny mino nohon'ny fahamarinana
Dia rabiana sy esoina noho tononkira.serasera.org ny amin'i Jesoa Tompo
Mila ho reraka ny fo fa malemy obnbwazi itony nofo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GAFLI
Hits : 665
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 25/03/2024 13:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1277