Masina ny Anaranao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina, masina, masina ny Anaranao
Ianao irery no masina
Jehovah tompon'ny maro
1. Manerana 'zao tontolo izao
Ny laza sy ny voninahitrao
izao rehetra ndubw izao mihoby Anao
Fa tsara, fa tsara
Tsara rrfikb sy mendrika ho deraina
Lehibe tsy takatry ny saina
Mahagaga vyieyp ny asanao rehetra Ray tononkira.serasera.org ô!
2. Sambatra aho manana Anao
'lay Andrian'ny fiadanana
Tafatoetra ny foko izao
Fa tsara, fa tsara
Tsara sy mendrika ho deraina
Ianao 'lay loharanon'aina
Mandrakizay ny fiandriananao Tompo ô!
Masina, masina ...
Ianao irery no masina
Jehovah tompon'ny maro
1. Manerana 'zao tontolo izao
Ny laza sy ny voninahitrao
izao rehetra ndubw izao mihoby Anao
Fa tsara, fa tsara
Tsara rrfikb sy mendrika ho deraina
Lehibe tsy takatry ny saina
Mahagaga vyieyp ny asanao rehetra Ray tononkira.serasera.org ô!
2. Sambatra aho manana Anao
'lay Andrian'ny fiadanana
Tafatoetra ny foko izao
Fa tsara, fa tsara
Tsara sy mendrika ho deraina
Ianao 'lay loharanon'aina
Mandrakizay ny fiandriananao Tompo ô!
Masina, masina ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 29/01/2026 15:50
