Mandehana amin'izao herinao izao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.(x2):
Mandehana amin'izao herinao izao
Fa momba anao tokoa anie aho
Hamonjy sy zfgljy hitady ireo tononkira.serasera.org ondry very
Jesoa tsy hamela anao irery
1. inonjm Tsy efa naniraka anao va aho?
Sady efa nifidy anao taona maro,
Ho mpiara-miasa amiko tsy handao
Ho vonona ovihn hisedra ireo fahavalo
2. Hitady ondry very ho ao am-bala
Hampiorina koa izay misalasala;
Ho vonona handova mandrakizay,
Ho faly hifanatrika amin'ilay Ray
Mandehana amin'izao herinao izao
Fa momba anao tokoa anie aho
Hamonjy sy zfgljy hitady ireo tononkira.serasera.org ondry very
Jesoa tsy hamela anao irery
1. inonjm Tsy efa naniraka anao va aho?
Sady efa nifidy anao taona maro,
Ho mpiara-miasa amiko tsy handao
Ho vonona ovihn hisedra ireo fahavalo
2. Hitady ondry very ho ao am-bala
Hampiorina koa izay misalasala;
Ho vonona handova mandrakizay,
Ho faly hifanatrika amin'ilay Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 634
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 23/07/2025 15:48
