Lehibe ny asanao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe sy mahatalanjona ny asanao
Tompo ô, Andriamanitra Tsitoha
Mahitsy sy marina ny làlanao
Ry Mpanjakan'ny mpanjaka mandrakizay
Iza no tsy hatahotra vdtxv ary iza no tsy hankalaza
Ny Anaranao, Tompo ô
Fa Hianao ihany no masina (x2)
Ary ny firenena rehetra hoavy hiankohoka
Ho avy wdsoayw hiankohoka eo anatrehanao
Fa efa pksls naharihary ny fitsarana marina nataonao (x2)
Ho an'ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana
Sy ho an'ny Zanak'ondry anie ny saotra sy ny tononkira.serasera.org haja
Sy ny voninahitra ary ny fanjakana
Fanjakana mandrakizay mandrakizay, Amen!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 918
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 24/09/2022 10:49