Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiroso hatrany (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Ny hira izay asandratray ry Ray
Ho fiderana tononkira.serasera.org Anao ry Tomponay
Noho ilay fahasoavanao
Narotsakao mba ho anay
Ref:
Tsy hitsahatra ny rnlmqsx fiderana Anao
Fa mbola hitohy lcmecqic hanaka-danitra
(Ny anaranao) Ny Anaranao irery anie Jesoa
No torinay hatrany am-paran'ny tany
2-
Ny andro mbola Omenao anay Jesoa
(Ny andro ugymayf mbola omenao)
Fenoinay fankalazana Anao
(Fenoinay)
Satria Ianao mpamindra fo
(Satria Ianao Jesoa)
Be fiantrana ihany koa
"Hiroso hatrany, ho Anao mandrakizay"
Ny hira izay asandratray ry Ray
Ho fiderana tononkira.serasera.org Anao ry Tomponay
Noho ilay fahasoavanao
Narotsakao mba ho anay
Ref:
Tsy hitsahatra ny rnlmqsx fiderana Anao
Fa mbola hitohy lcmecqic hanaka-danitra
(Ny anaranao) Ny Anaranao irery anie Jesoa
No torinay hatrany am-paran'ny tany
2-
Ny andro mbola Omenao anay Jesoa
(Ny andro ugymayf mbola omenao)
Fenoinay fankalazana Anao
(Fenoinay)
Satria Ianao mpamindra fo
(Satria Ianao Jesoa)
Be fiantrana ihany koa
"Hiroso hatrany, ho Anao mandrakizay"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1265
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Barinekena
Daty : 17/03/2021 15:47
