Fifonana (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ifonako eto ry Tompo ny tononkira.serasera.org heloko, italahoako
Fa tsy nahatanteraka ny fahamarinan'ny teny
Efa niezaka ihany kanefa olombelona ihany moa
ogpn Mamelà re ry Ray, inty aho fa manetry tena
Ref: Fa Ianao no efa nanambara taminay nanao hoe:
*Raha miaiky vhize ny fahotanay izahay ka mandre,
kgkppq Dia mahatoky sy marina Ianao ka afaka manadio anay
Amin'ny tsy fahamarinana ho tonga olom-baovao
2. Mampanantena kosa eto fa tsy hamerina intsony
Ka hanavao ny fitondran-tena, hibanjina ambony
Dia mangataka Aminao hatrany
Mba tohano ilay Fanahy mahery
Fa maniry indrindra izahay ny mba tsy ho very
Ref: Fa Ianao no efa nanambara ... (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 1155
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 27/04/2022 19:48