Dieny ety (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha vao nahita anao ny Ray, miantso hoe: Avia!
Faingàna re ianao mitodiha
Atsotrany ny tanany hitantana anao
Ho mpandresy amin'izay rehetra atao

Ref.: 'Ndeha re izao hanatona Azy
Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
Tiany ianao ka tsy foiny ho very

2. Jesosy anie ka tsy hanary anao n'aiza n'aiza
Na eto an-tany ianao, na hatraiza
Ianao anie tiany, tsy foiny, tsy niafy
Nomeny ny ainy toa voa nafafy

Ref.: 'Ndeha re izao hanatona Azy
Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
Tiany ianao ka tsy foiny ho very
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GAFLI
Vangy : 290
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 17/02/2023 16:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.277