Derao Jehovah (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao derao bcvfnz Jehovah Ray tsitoha
Satria Izy no loharanon-tsoa
Derao derao ka andao avmcbqdi hihoby hoe
Fa zrsv Izy irery no Mpanjaka lehibe
Ref:
Miderà Azy ry firenen-drehetra
Noho tononkira.serasera.org ny laza sy voninahiny
Miderà Azy ry olom-boavonjy
Fa Izy Tompo Mpanjaka no namonjy
Ka 'lay satana efa fahavalo resy
Fa Jesoa Kristy no tena mpandresy
Ankalazao Andriamanitra Ray
Ka fo fanahy sy vava tena iray
Hidera hidera ny voninahiny
Anio ampitso ary ho mandrakizay
Satria Izy no loharanon-tsoa
Derao derao ka andao avmcbqdi hihoby hoe
Fa zrsv Izy irery no Mpanjaka lehibe
Ref:
Miderà Azy ry firenen-drehetra
Noho tononkira.serasera.org ny laza sy voninahiny
Miderà Azy ry olom-boavonjy
Fa Izy Tompo Mpanjaka no namonjy
Ka 'lay satana efa fahavalo resy
Fa Jesoa Kristy no tena mpandresy
Ankalazao Andriamanitra Ray
Ka fo fanahy sy vava tena iray
Hidera hidera ny voninahiny
Anio ampitso ary ho mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1409
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Barinekena
Daty : 17/03/2021 15:47
