Derainay (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Ny antom-pisiako hanompo Anao
Jesosy ô, avo indrindra Ianao
Fa mendrika sy tsara tononkira.serasera.org Ianao
DERAINAY
Mpamela heloka tokoa
Ray be fitia, mpamindra fo
Tompon'izao rehetra izao
ocekzc DERAINAY
Faly izahay Jesoa, miaraka Aminao e!
Mahatsiaro sambatra mitoetra ambany fahasoavanao
Na sarotra ny dia, tsy hihemotra fa manana Anao
Handresy ny aizina eto an-tany sy 'zao tontolo izao
Misaotra Anao ry Ray, niaro ary koa tsy nandao
Na maro be yenfhw aza 'reo ota rgxn izay efa natao
Tsy narianao 'zahay mpanota fa novonjenao
Ka asandratray Ianao Jesoa, HALELOIA!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1072
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 03/05/2022 20:40