Asandratray (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia D

Ref: Asandratray izao ho fiderana Anao
Mpanjaka lehibe hwili 'zany feonay
Ankasitraho tononkira.serasera.org fa vokatry ny fo
Sy ny fanahy koa
Izay manery anay mba hihoby Anao Tomponay

1-Izay rehetra ety an-tany
Tsy abrwotg misy izay toa Anao
Fa voninahitra tsara mandrakizay
Sy feno hery ny fanjakanao

2-Izay rehetra an-danitra any
Dia mampiseho edzcjga ny herinao
Ianao Ray Tsitoha tsy manam-paharoa
No Tompo lehibe Mpanjaka ao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GAFLI
Hits : 1047
Likes : 1 Like
Created by : Barinekena
Date : 17/03/2021 15:48
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0465