Antsoantso (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no misy anao ry ondry nania
Indro efa mitady anao ilay Tompo tia
Ka na aiza na rahoviana ianao
No mandre izao antso izao
Dia tsarovy fa tononkira.serasera.org Jesoa anie
Tena tia anao hatrizao
Ny qyxswvc ainy aza efa odnb natolony
Hamonjena anao
Jesoa buhvb 'lay tena mpiandry tsara
He manatsotra ny tanany
Miandry anao mba hiverina am-bala
Aiza ianao, miverena modia
Tiany ianao, tsy foiny
Onena anao ny fony
Isan'andro Izy mihevitra anao
Ka tsy mitsahatra miantsoantso foana
" Oh modia! "
Indro efa mitady anao ilay Tompo tia
Ka na aiza na rahoviana ianao
No mandre izao antso izao
Dia tsarovy fa tononkira.serasera.org Jesoa anie
Tena tia anao hatrizao
Ny qyxswvc ainy aza efa odnb natolony
Hamonjena anao
Jesoa buhvb 'lay tena mpiandry tsara
He manatsotra ny tanany
Miandry anao mba hiverina am-bala
Aiza ianao, miverena modia
Tiany ianao, tsy foiny
Onena anao ny fony
Isan'andro Izy mihevitra anao
Ka tsy mitsahatra miantsoantso foana
" Oh modia! "
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1000
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 02/06/2025 16:25
