NY ENDRIKAO (Gabhy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofisiko foana 'lay endrikao iny
Ilay endrika tsapako tsy misy tsiny
Tanatin'ny alina, 'zay hitako foana
Tsinjoko ihany 'lay tsiky anoloana

'Lay endrikao tsotra, tsy be haitraitra
Mandondona foana no sady manaitra
Tsoriko etoana, tsy haiko ho hadinoina
'Lay endrikao iny, tsy foiko soloina

'Lay endrikao kllfz kanto sy mirana lava
Ny dindon'izany ato am-poko xoong tsy rava
Manohana ylsvx alahelo ny tononkira.serasera.org fahitako azy
Raha saraka kosa, toa olom-boasazy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gabhy
Vangy : 4369
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 01/10/2009 17:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302