Jereo nareo ny fitiavan’Andriamanitra (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Jereo nareo ny fitiavan’Andriamanitra Very re isika rehetra ;
Fahoriana tsy misy fetra
Satria nanohitra an’Andriamanitra
Ray be fitiavana sy te ho havana
Diso tokoa o !
Jereo nareo ny fitavana
Ny fitiavan’Andriamanitra
Nitiavan’andriamanitra anareo
Nitiavan’Andriamanitra
Antsika ry zareo
2-Voninahitra aman-daza
Hazofijaliana koa
Tsy hahasakana
Ny Lahitokana Tsia tokoa
Na mampihemotra
Mba tsy hanavotra
3-Saino sao manody sakaiza
Na mankaiza re na mankaiza
mahafinaritra
Ny miheritreritra Mamy tokoa
Sy ny mihevitra
An'Andriamanitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 17:14
