TOMPO MALALA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny Tompo Malala nijaly fahizay ka tsaroanay hatrany hatrany
Notondroin'olo_maro ho mpaminany sandoka sy teny maro hafa toy ny esoeso
Kanefa ny Tompo nanolotra ny ainy hamonjy izao tontolo izao
Ka tdqwi mibaboka sy mangatam_pamelana izahay ry Tompo mahery.
Ref:Voasatro_tsilo sy nombohoina teo ambony hazo iray e
Niaritra ny tononkira.serasera.org mafy sy teny maro hafa izay nampilatsaka ny ranomaso
Nanolotra wogujp ny ainy sy nandatsaka ny ràny izy teo fjvj ambony hazo fijaliana
Nisento ny foko naharitra tokoa,maty Jesosy Mahery.
2. Tantara izany ka tsaroanay hatrany ho modely ho an'ny olona rehetra
Ho tanteraka izany satria fanavotana izao tontolo izao izay mila vonjy
Ka mino izahay ry Tompo Mahery fa ianao no mitantana anay
Maty Jesosy nisolo voina kanefa nitsangana indray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 769
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 04/04/2022 18:56