TOMPO MALALA (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny Tompo Malala nijaly fahizay ka tsaroanay hatrany tononkira.serasera.org hatrany
Notondroin'olo_maro ho mpaminany sandoka sy teny maro hafa toy ny esoeso
Kanefa ny Tompo nanolotra ny ainy hamonjy izao tontolo izao
Ka mibaboka sy mangatam_pamelana izahay ry Tompo mahery.

Ref:Voasatro_tsilo sy nombohoina teo ambony hazo iray e
       Niaritra ny mafy sy teny maro hafa izay nampilatsaka ny ranomaso
      Nanolotra ny ainy sy nandatsaka ny ràny izy teo ambony hazo fijaliana
  pnoffv     Nisento ny foko naharitra tokoa,maty Jesosy Mahery.

2. Tantara izany ka tsaroanay hatrany ho modely ho an'ny olona ivtlzurx rehetra
Ho tanteraka izany satria fanavotana dwjlti izao tontolo izao izay mila vonjy
Ka mino izahay ry Tompo Mahery fa ianao no mitantana anay
Maty Jesosy nisolo voina kanefa nitsangana indray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fiderana
Visites : 732
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 18:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317