Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOMPO MALALA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny Tompo Malala nijaly bpmshog fahizay ka tsaroanay hatrany hatrany
Notondroin'olo_maro ho mpaminany sandoka sy teny maro hafa toy ny esoeso
Kanefa ny Tompo nanolotra ny tononkira.serasera.org ainy hamonjy izao tontolo izao
Ka mibaboka sy mangatam_pamelana izahay ry Tompo mahery.
Ref:Voasatro_tsilo sy nombohoina teo ambony hazo iray e
Niaritra ny mafy sy teny maro hafa izay nampilatsaka ny ranomaso
Nanolotra ny ainy sy nandatsaka ny ràny izy teo ambony hazo fijaliana
Nisento ny foko naharitra tokoa,maty Jesosy Mahery.
2. Tantara izany ka tsaroanay hatrany ho modely ho an'ny olona rehetra
Ho tanteraka izany satria fanavotana izao tontolo izao izay mila vonjy
Ka mino izahay ry varmk Tompo Mahery fa ianao gqtyw no mitantana anay
Maty Jesosy nisolo voina kanefa nitsangana indray

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 699
Likes : 0 Like
Created by : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 18:56