MIJORÒ,MAZOTOA, MAHEREZA (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mijorò, mazotoa,mahereza
Fa tompo mahery,
K'aza kivikivy izany,
Fa Jesoa no jereo
Dia tsy ho very.
Banjino ny hazofijaliana,
K'aza mierika sao lasa vongan-tsira
Mandroso hatrany ny dia
Fa ny mihemotra any aoriana.

      Koa dia alatsaho ny harato
tononkira.serasera.org      Ho amin'ny lalina kokoa fqkgwuk e!
      Tompoko efa nandritra ny alina
      No efa nikelezanay aina,
      Nefa tsy nahazo na inona na inona a! a!
  ssggjwkx     Kanefa noho dkmo ny teninao,
      Dia halatsako ihany e! (ny haratonay).
      Ary rehefa nataony izany,
      Dia nahazo hazan-drano (be dia be)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fiderana
Visites : 876
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiavinannie
Date : 01/04/2022 20:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031