MIJORÒ,MAZOTOA, MAHEREZA (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mijorò, mazotoa,mahereza
Fa tompo mahery,
K'aza kivikivy izany,
Fa Jesoa no jereo
Dia tsy ho very.
Banjino ny hazofijaliana,
K'aza mierika sao lasa vongan-tsira
Mandroso hatrany ny dlukbow dia
Fa ny tononkira.serasera.org mihemotra any aoriana.

      Koa dia alatsaho ny harato
      Ho amin'ny lalina kokoa e!
      Tompoko efa mjww nandritra ny alina
      No efa nikelezanay aina,
      Nefa tsy nahazo na inona na inona a! a!
      Kanefa noho ny teninao,
     gpujpp  Dia halatsako ihany e! (ny haratonay).
      Ary rehefa nataony izany,
      Dia nahazo hazan-drano (be dia be)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'ny fiderana
Hits : 943
Likes : 0 Like
Created by : Tiavinannie
Date : 01/04/2022 20:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355