MAHAY OA JESOSY (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahery ny onja indraindray
Mila handrendrika ity samboko
Tsy kivy aho anefa fa mbola
Andriamanitra homba ny lalako
Fahoriana ranomaso hakivina
Mitady handrendrika hamotraka ahy
Tsy kivy aho anefa fa mbola
Manana Andriamanitra mahay o o o e e e
Ny aretina rehetra sitrana
Ny malemy dia natsangana
Ireo devoly mpandrava egvu mpamingana Miorohoro nandre ny anarany
Ny tafiotra sy ranomasina
Mangina raha vao noteneniNy
Resy lahatra tanteraka aho fa
Velona sy mahery ny teniNy
Vaovao mahafaly no hambarako aminao
Ny zavatra xnmyyzg rehetra hain' Andriamanitra hatao
(Mahay oa Jesosy, mahay xvpinga ny Andriamanitro
Tena mahay oa Jesosy, tsy misy raha tsy hainy)X2 tononkira.serasera.org
Mila handrendrika ity samboko
Tsy kivy aho anefa fa mbola
Andriamanitra homba ny lalako
Fahoriana ranomaso hakivina
Mitady handrendrika hamotraka ahy
Tsy kivy aho anefa fa mbola
Manana Andriamanitra mahay o o o e e e
Ny aretina rehetra sitrana
Ny malemy dia natsangana
Ireo devoly mpandrava egvu mpamingana Miorohoro nandre ny anarany
Ny tafiotra sy ranomasina
Mangina raha vao noteneniNy
Resy lahatra tanteraka aho fa
Velona sy mahery ny teniNy
Vaovao mahafaly no hambarako aminao
Ny zavatra xnmyyzg rehetra hain' Andriamanitra hatao
(Mahay oa Jesosy, mahay xvpinga ny Andriamanitro
Tena mahay oa Jesosy, tsy misy raha tsy hainy)X2 tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Commentaires
anjadina
(
17/06/2024 10:12)
hiran'ny tarika Antso Fiderana Courage io
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 767
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 11:13
