KRISMASY VE? (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Andro inona moa anio
No mifaly sy mirana avokoa
Ny zava-manan'aina oyah izay namboarin'ny Tsitoha
Midera mankalaza ihany koa
*Krismasy ve? Andro soa tokoa
Izay nahaterahan'i Jesoa
Ankalazaina hatrany hatrany
Manerana ny tany
2.Tsy ho fifaliana ihany anefa
Na hihinanana sakafo tsara
Sy hanaovana ireo fitafiana vaovao
kdhid Misy tanjona ynbv ho tratrarina
*Krismasy ve? Andro iray lehibe
Andro fandinihan-tena tokoa
Krismasy ve? Andro famelana
Mba ho afaka tokoa anie
*Krismasy ve? Andro fiovana
Hanatsarana indray ilay andro tononkira.serasera.org soa
Krismasy ve? Fanoloran-tena
Vatolampiko Ianao Jesoa
No mifaly sy mirana avokoa
Ny zava-manan'aina oyah izay namboarin'ny Tsitoha
Midera mankalaza ihany koa
*Krismasy ve? Andro soa tokoa
Izay nahaterahan'i Jesoa
Ankalazaina hatrany hatrany
Manerana ny tany
2.Tsy ho fifaliana ihany anefa
Na hihinanana sakafo tsara
Sy hanaovana ireo fitafiana vaovao
kdhid Misy tanjona ynbv ho tratrarina
*Krismasy ve? Andro iray lehibe
Andro fandinihan-tena tokoa
Krismasy ve? Andro famelana
Mba ho afaka tokoa anie
*Krismasy ve? Andro fiovana
Hanatsarana indray ilay andro tononkira.serasera.org soa
Krismasy ve? Fanoloran-tena
Vatolampiko Ianao Jesoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 793
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 11/11/2023 13:25
