KRISMASY VE? (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Andro inona mhkpo moa anio
No mifaly sy mirana avokoa
Ny zava-manan'aina hkqvo izay namboarin'ny Tsitoha
Midera mankalaza ihany koa
*Krismasy ve? Andro soa tokoa
Izay nahaterahan'i Jesoa
Ankalazaina hatrany hatrany
Manerana ny tany
2.Tsy ho fifaliana ihany anefa
Na hihinanana sakafo tsara
Sy tononkira.serasera.org hanaovana ireo fitafiana vaovao
Misy tanjona ho tratrarina xtvtqq
*Krismasy ve? Andro iray lehibe
Andro fandinihan-tena tokoa
Krismasy ve? Andro famelana
Mba ho afaka tokoa anie
*Krismasy ve? Andro fiovana
Hanatsarana indray ilay andro soa
Krismasy ve? Fanoloran-tena
Vatolampiko Ianao Jesoa
No mifaly sy mirana avokoa
Ny zava-manan'aina hkqvo izay namboarin'ny Tsitoha
Midera mankalaza ihany koa
*Krismasy ve? Andro soa tokoa
Izay nahaterahan'i Jesoa
Ankalazaina hatrany hatrany
Manerana ny tany
2.Tsy ho fifaliana ihany anefa
Na hihinanana sakafo tsara
Sy tononkira.serasera.org hanaovana ireo fitafiana vaovao
Misy tanjona ho tratrarina xtvtqq
*Krismasy ve? Andro iray lehibe
Andro fandinihan-tena tokoa
Krismasy ve? Andro famelana
Mba ho afaka tokoa anie
*Krismasy ve? Andro fiovana
Hanatsarana indray ilay andro soa
Krismasy ve? Fanoloran-tena
Vatolampiko Ianao Jesoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 796
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 11/11/2023 13:25
