JEHOVAH Ô IANAO (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ô,(Ianao)² no tokiko aty
Ho vatolampiko,ho fiarovako Ianao
Ka na dia sarotra ny lalana aty
Ianao Jehovah,Ianao ihany no vatolampiko

Jehovah ô!tantanonao
Fa sarotra ny lalana
Matoky anao Jehovah ô
Ianao Jehovah,Ianao ihany no vatolampiko
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'ny fiderana
Hits : 314
Likes : 1 Like
Created by : Tiannie27
Date : 11/11/2023 13:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0876