Handresy aho (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Matetika manonja re ny ranomasin-doza be
Manafotra,mandifotra,manary ahy tsy ho Anao
2.Ny ahiahy ariako ny tahotra tsy ampingako
Ka raha tojo ady be dia mbola hiantso sy hihira
hoe :
3.Naripakao resy avokoa ireo fahavalo teo aloha
Nandefitra,nangovitra aho,fa hay momba ahy tononkira.serasera.org
nurhda qqzyeb lttiu Ianao
*Handresy aho,handresy aho
Handresy tokoa aho Jesoa
Satria Ianao,satria Ianao
Satria Ianao no tokiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 390
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 20/03/2025 11:25