Handresy aho (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Matetika manonja lzndvk re ny ranomasin-doza be
Manafotra,mandifotra,manary ahy tsy ho Anao
2.Ny ahiahy uhhweyx ariako ny tahotra tsy ampingako
Ka raha imzoag tojo ady be dia mbola hiantso sy hihira
hoe :
3.Naripakao resy avokoa ireo fahavalo teo aloha
Nandefitra,nangovitra aho,fa hay momba ahy
Ianao
*Handresy aho,handresy aho
Handresy tokoa aho Jesoa
Satria Ianao,satria tononkira.serasera.org Ianao
Satria Ianao no tokiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 392
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 20/03/2025 11:25