GLORIA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Glo ô!ô! Gloria inexelsiste ô!)×2
Lehilahy
Injao manakoako ny feon'anjely
Fa tonga izy ztifn ireo hampiely
Nilaza vaovao ho an'ny mpiandry ondry
(Satria teraka ao Betlehema ny Mpamonjy)×2
Noelinay e!teraka Jesoa
Tonga ho anay(ilay Mpamonjy soa)
Tonga hamonjy tononkira.serasera.org anay(nanaiky nitia anay)
Noelinay e!teraka Jesoa
Tonga ho anay
Tonga hamonjy anay
Vehivavy
Indro nisy kintana fitarik'andro
Niseho hanazava tsy toy ny isan'andro
Nitory ljzjd famonjena hamantarana azy
(Nanoro lalana an'ireto Mpanjaka mantsy)×2
Noelinay e!teraka Jesoa
Tonga ho anay...................
Vehivavy
Tompo ô! Ianao nanaiky nidina tety
Nanetry tena Ianao be fitia
Lehilahy
Ampianaro izahay e! Hahay hanetry tena tahaka Anao e!
Ventsoventsom-ponay izany asandratray ho Anao
(Glo ô!ô! Gloria inexelsiste ô!)×2
(Noely)×4 teraka ny Tompontsika
(Noely)×4 tonga hanavotra ircgnaqe antsika
Lehilahy
Injao manakoako ny feon'anjely
Fa tonga izy ztifn ireo hampiely
Nilaza vaovao ho an'ny mpiandry ondry
(Satria teraka ao Betlehema ny Mpamonjy)×2
Noelinay e!teraka Jesoa
Tonga ho anay(ilay Mpamonjy soa)
Tonga hamonjy tononkira.serasera.org anay(nanaiky nitia anay)
Noelinay e!teraka Jesoa
Tonga ho anay
Tonga hamonjy anay
Vehivavy
Indro nisy kintana fitarik'andro
Niseho hanazava tsy toy ny isan'andro
Nitory ljzjd famonjena hamantarana azy
(Nanoro lalana an'ireto Mpanjaka mantsy)×2
Noelinay e!teraka Jesoa
Tonga ho anay...................
Vehivavy
Tompo ô! Ianao nanaiky nidina tety
Nanetry tena Ianao be fitia
Lehilahy
Ampianaro izahay e! Hahay hanetry tena tahaka Anao e!
Ventsoventsom-ponay izany asandratray ho Anao
(Glo ô!ô! Gloria inexelsiste ô!)×2
(Noely)×4 teraka ny Tompontsika
(Noely)×4 tonga hanavotra ircgnaqe antsika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 859
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 11/11/2023 13:34
