Ampidiro aloha ny tenimiafina
GLORIA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Glo ô!ô! Gloria inexelsiste ô!)×2 kjweujxl
Lehilahy
Injao manakoako ny feon'anjely
Fa tonga izy ireo hampiely
Nilaza vaovao ho an'ny rpuysfrl mpiandry ondry
(Satria teraka ao Betlehema tononkira.serasera.org ny Mpamonjy)×2
Noelinay e!teraka Jesoa
Tonga ho anay(ilay Mpamonjy soa)
Tonga hamonjy anay(nanaiky nitia anay)
Noelinay e!teraka Jesoa
Tonga ho anay
Tonga hamonjy anay
Vehivavy
Indro nisy kintana fitarik'andro
Niseho hanazava tsy toy ny isan'andro
Nitory famonjena hamantarana azy
(Nanoro lalana an'ireto Mpanjaka mantsy)×2 uvgwtx
Noelinay e!teraka Jesoa
Tonga ho anay...................
Vehivavy
Tompo ô! Ianao nanaiky nidina tety
Nanetry tena Ianao be fitia
Lehilahy
Ampianaro izahay e! Hahay hanetry tena tahaka Anao e!
Ventsoventsom-ponay izany asandratray ho Anao
(Glo ô!ô! Gloria inexelsiste ô!)×2
(Noely)×4 teraka ny Tompontsika
(Noely)×4 tonga hanavotra antsika
Lehilahy
Injao manakoako ny feon'anjely
Fa tonga izy ireo hampiely
Nilaza vaovao ho an'ny rpuysfrl mpiandry ondry
(Satria teraka ao Betlehema tononkira.serasera.org ny Mpamonjy)×2
Noelinay e!teraka Jesoa
Tonga ho anay(ilay Mpamonjy soa)
Tonga hamonjy anay(nanaiky nitia anay)
Noelinay e!teraka Jesoa
Tonga ho anay
Tonga hamonjy anay
Vehivavy
Indro nisy kintana fitarik'andro
Niseho hanazava tsy toy ny isan'andro
Nitory famonjena hamantarana azy
(Nanoro lalana an'ireto Mpanjaka mantsy)×2 uvgwtx
Noelinay e!teraka Jesoa
Tonga ho anay...................
Vehivavy
Tompo ô! Ianao nanaiky nidina tety
Nanetry tena Ianao be fitia
Lehilahy
Ampianaro izahay e! Hahay hanetry tena tahaka Anao e!
Ventsoventsom-ponay izany asandratray ho Anao
(Glo ô!ô! Gloria inexelsiste ô!)×2
(Noely)×4 teraka ny Tompontsika
(Noely)×4 tonga hanavotra antsika
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 861
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 11/11/2023 13:34
